| Entrée | 1 manaporofo | 
| Radical | 2 porofo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif | 
| Explications en malgache | 4   manamarina [1.1] | 
| Explications en français | 5   justificatif, justificative [1.4.fr#460] | 
| Exemples | 6   Tsarovy ireo ohabolana malagasy manaporofo ny maha-iray ny olombelona!
[2.285#] 7 Ireto mbola misy ohatra vitsivitsy manaporofo ny firoboron' ny varotra sy famarinan' olona nataon' ny Holandey. [2.366#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |