| Entrée | 1 manapa-kota |
| Mots élémentaires | 2 manapaka, 3 hota |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 manakoaba eo am-pihinanana [Sakalava]
[1.78] 6 mampiato ny fisakafoan' olona izay mbola eo am-pihinanana: Aza fady, tompoko, fa manapa-kota (teny enti-miala tsiny raha, ohatra, ka handao olona mbola eo am-pisakafoana) [1.1] |
| Anagrammes | 7 manapa-kota, 8 taom-pakana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|