Teny iditra | manao rebik' ondry (tao, rebika, ondry) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | (fahasimban' ny hoe ribik' ondry) mirohotra manao izay efa be mpanao [1.1] | |
Tsipelina hafa | manao ribik' ondry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |