Entrée manao mangidy tsy andramana
Mots élémentaires manao ; mangidy ; tsy ; andramana
Partie du discours locution
Explications en malgache Mbola tsy nanandrana na nitsapa zavatra iray akory dia mihevitra azy ho ratsy na tsy ho vita; manombantombana olona na zavatra mialoha ho ratsy, na dia mbola tsy nifampikasoka taminy na nampiasa azy akory aza; mitsara ivelany fotsiny [1.1]

Mis à jour le 2023/06/18