|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manan-kasina
Singan-teny  2 manana, 3 hasina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana [1.1]
Ohatra  6  Inoan' ireo olona ireo, hoy i Dada, nanazava, fa manankasina ary manana hery hitahy ny velona ireo Razana milevina ao amin' io fasana an-tampon-kavoana io. [2.445#]

Teny iditra (2/2)7  Manankasina
Singan-teny  8 anana, 9 hasina
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  11  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  manan-kasina, Manankasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21