Entrée manani-drova (anika, rova)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ilazana ny mpangalatra na ny mpikomy ka miditra ny rova hamono ny mpanjaka -- ny diso fitondran-tena naka ny vadin' ny mpanjaka koa dia notondroina ho manani-drova fa tena heloka lehibe izany
Explications en anglais  [Richardson 1885] To steal from the palace. One of the capital crimes.

Mis à jour le 2020/07/31