| Entrée (1/2) | 1 manangolangola |
| Radical | 2 angolangola |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to make to be wayward or indulged. (Prov.) [1.2] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 10 manangolangolà |
| Radical | 11 angolangola |
| Partie du discours | 12 impératif du verbe actif manangolangola [Liste complète] |
| Anagrammes | 13 manangolangolà, manangolangola |
| Mis à jour le 2025/10/14 |
|