|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manandrina
Fototeny  2 handrina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana
5 Manohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 regarder en face, avec colère, résister, tenir tête [1.3]
Ohatra  8  Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina [2.366#47]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 hanandri-bary

Teny iditra (2/2)14  manandrìna
Fototeny  15 handrina
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandrina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manandrìna, manandrina, 17 manindrana, manindràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21