|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manampona |
| Fototeny | 2 tampona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato
5 Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy 6 Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 atteindre, frapper, toucher le sommet avec une pierre ou tout autre objet; regarder d'en haut quelque chose qui est en bas
[1.3#664] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12 manatampona |
| Teny iditra (2/3) | 13 manampona |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 manomboka
[Tambahoaka]
[1.78] 16 manomboka (raharaha) [Sihanaka] [1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 17 manampòna |
| Fototeny | 18 tampona |
| Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manampona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manampòna, manampona, 20 manompàna, manompana, 21 mpanomana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|