|
|
|
|

Teny iditra1 manamory
Fototeny  2hamory
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitana ny familiana, mamily. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to steer. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6diriger, piloter. [1.8]
Ohatra  7 no eo aoriana «manamory» mitana ny familiana. [2.499#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 mamorina, 13 manamory, 14 ranomamy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12