|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manamora
Fototeny  2 mora
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho mora: Manamora ny dia aoka izany ny fiara
5 Mampihena vidy: Manamora ny entambarotro ny habetsahany
6 Mampitony, mahatonga ho morainy: Nanamora azy ny fialan-tsiny nataonao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 faciliter [1.13]
Ohatra  8  Tsy mahalavi-tany, maharesy ny fotoana, manamora ny sarotra. [2.445#]
9  Tsy manamora ny fifamelan' ny fianakaviana ihany koa izany rehetra izany. [1.369#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)15  manamo
Fototeny  16 mora
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamora [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)18  manamora
Singan-teny  19 manamora
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 (du préfixe causatif : mana, et mora : facile, donc « qui rend les choses faciles »). Diospyros gracilipes Hiern (Ebenaceae).
22 Le suc brûlant obtenu par expression des feuilles et fruits est employé comme ocytocique, abortif, on l'introduit à cet effet dans le vagin. Cette pratique n'est pas dépourvue de danger et a souvent causé des accidents sérieux, voire la mort des femmes soumises à cette pratique.
23 On dilue généralement le jus ainsi obtenu avec la décoction d'autres plantes, notamment, Caesalpinia bonducella Flemming (Fabaceae) et Toddalia asiatica Lam. (Rutaceae), cette dernière espèce elle-même ocytocique. [Merina] [1.196]
24 (mis pour andriamanamora) Malleastrum gracile J.-F.Leroy (Meliaceae). [Sakalava] [1.196]
25 D'après Descheemaeker, on désigne sous ce nom un ocnella (Ochnaceae), espèces et emplois mal connus. [Betsileo, Tanala] [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  29 manamaro, 30 manamora, manamorà, 31 mañaramo, 32 maromana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17