|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manamena
Fototeny  2 mena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampahatonga ho mena
5 Manoso-doko mena [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  manamenà
Fototeny  11 mena
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (3/3)13  manamena
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 (de mana et mena : rouge, allusion à la couleur des fleurs).
16 Dombeya acerifolia Baker (Malvaceae). Voir aussi mana. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  manamena, manamenà, 19 manemana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21