Entrée manameloka (meloka (heloka))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao izay hampiforitra mamokoka [1.1]
Explications en français Rendre courbe, sinueux [1.3]
Proverbes 

Entrée manameloka (meloka (heloka))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manasazy araka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara [1.1]
Explications en anglais To condemn [1.7]
Explications en français Condamner [1.3, 1.107, 1.8]
Exemples 
1Tsy azo atao ny manameloka na mankato ambony ihany. [2.296]
2ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324]
Morphologie 
Présent : manameloka
Passé : nanameloka
Futur : hanameloka
Impératif : manameloha

Mis à jour le 2023/02/23