|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manambahamba
Fototeny  2 hambahamba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny voronkely manainga (elatra) toa mitsapa hery alohan' ny hanidinany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to hesitate to depart, to be in doubt, to flutter about, as fledglings afraid to fly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 essayer en hésitant, faire ou dire avec hésitation [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manambahambà
Fototeny  12 hambahamba
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambahamba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manambahambà, manambahamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21