|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manamandina
Fototeny  2 mandina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho mandina, manao izay hahamandina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 polir, donner du lustre, rendre lisse [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  manamandìna
Fototeny  11 mandina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamandina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manamandina, manamandìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21