|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manalemy |
| Fototeny | 2 lemy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatonga halefaka: Ny vola nomeko azy no nanalemy azy
5 Mampitony, manalefaka: Ny fifonako taminy no nanalemy ny hatezerany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to soften; to weaken
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 ramollir
[1.3, 1.8] 8 adoucir, assouplir, calmer, civiliser [1.3] 9 affaiblir [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tohi-kevitra | 14 manamafy |
| Fivaditsoratra | manalemy, 15 manilemà, manilema |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|