|
|
|
|

Teny iditra1  manala porofo
Singan-teny  2 manala, 3 porofo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manitsy ny diso amin' ny porofom-pirinty [1.1]
Voambolana  6  Toe-karena: tonta printy, sary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12