|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mañalady |
| Fototeny | 2 malady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 manafaingana
[Bezanozano]
[1.78] |
| Ohatra |
5 Avy manalady ilay diso, na ny fianakaviany.
[2.508#]
6 Raha voaporitra hanao izany dia manalady fatratra ery. [2.285#] |
| Kamban-teny rehetra | 7 manalady alahelo |
| Teny iditra (2/2) | 8 manalady |
| Fototeny | 9 halady |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañalady]
11 miala tsiny
[Bezanozano]
[1.78] 12 Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao) 13 Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to apologize, to excuse one's self. This word is often used in requesting persons to withdraw.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 manalady misy |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 madilana, mañalady, manalady, 22 mandalia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|