|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakovilavila
Fototeny  2 kovilavila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampiolikolika manketsy mankeroa: Manakovilavila ny fandehany ny mamo
5 Mampisavilivily: Aza manakovilavila tanana toy izao rehefa mandeha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Faire aller de travers, en zigzag, faire la grimace, faire balancer:
7 Manakovilavila ny tarehiny izy ka mampihomehy (Il fait des grimaces et fait ainsi rire) ~ Manakovilavila ny sandriny izy eny an-dàlana (Il balance les bras en marchant) [1.3#365]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  manakovilavi
Fototeny  13 kovilavila
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakovilavila [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#365]

Fivaditsoratra  manakovilavilà, manakovilavila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21