|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manakotrana |
| Fototeny | 2 kotrana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina
5 Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina 6 Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 manakotràna |
| Fototeny | 12 kotrana |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotrana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manakotràna, manakotrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|