|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manakitrana
Fototeny  2kitrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampifampikasoka, mampaneno: Nisy nanakitrana ny vilany tao andakozia halina.
5Manakorontana, mampiady, mampirisika hiady: Io vehivavy io ihany no nanakitrana azy mivady. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 manakitràna
Fototeny  11kitrana
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakitrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 manakitràna, manakitrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03