|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakambina
Fototeny  2 sakambina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manodidina na mamihina amin' ny sandrintanana ny valahan' ny olona miara-mamindra amin' ny tena [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  manakambìna
Fototeny  10 sakambina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakambina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manakambina, manakambìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21