|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manainga
Radical  2  ainga
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manala ny zavatra amin' ny toerana ambany misy azy ka manondrotra azy, mibata: Tsy afaka manainga ny tongony akory io marary io ~ Afaka manainga ity vato ity ve ise?
Mamporisika, mitaona: Manainga ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy mba hifankatia sy hiasa
Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Tsy afaka hanainga amin' ny efatra maraina isika fa mbola misy hamboarina ny fiarakodia [1.1]
Explications en anglais  5  to lift up, to elevate, to raise up; to send forward on a journey; to fetch to a feast or meeting; to ask a person to rise. [1.2]
Exemples  6  Fa ny Fiangonana kosa, izy manainga anao hitory azy. [1.369#]
7  Ilaikely io hoy ny olona misy zavatra manainga azy mihitsy. [2.606#]
8  laraha-mahalala koa fa ny fony indrindra no manainga ny Malagasy. [2.298#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés  13  5 combinaisons de ce mot
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)15  manaingà
Radical  16  ainga
Partie du discours  17  impératif du verbe actif manainga [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3]

Anagrammes  20 maingaña, 21 manainga, manaingà, 22 manangia, 23 mangaiña, mangaina, 24 miangana

Mis à jour le 2025/10/18