|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  managenagena
Fototeny  2 genagena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra moramora sy am-pitandremana amin' ny tanana: Managenagena atody [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 mangenagena

Teny iditra (2/2)10  managenagenà
Fototeny  11 genagena
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managenagena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  13 mangenagenà

Fivaditsoratra  managenagena, managenagenà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21