|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manadangana
Fototeny  2 dangana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manondrotra avo: Mazàna ny tsy fisian' ny zavatra hovidina no manadangana ny vidim-piainana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  manadangàna
Fototeny  10 dangana
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadangana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manadangàna, manadangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21