Entrée manabe (be)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitaiza, mamelona, manao izay hahalehibe ara-tsaina sy ara-panahy: Manantena aho fa tsy ho nanabe zana-baratra akory aho nanabe anareo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to augment, to increase, to make large, to make many, to make great [Richardson 1885]
Morphologie 
manabe
nanabe
hanabe
manabiaza
Citations 

2013/03/18