|
|
|
|

Teny iditra1  mampirafy
Fototeny  2 rafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maka vady hala ho fanampin' ny vadin' ny tena efa eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to take or to have more than one wife. [1.2]
6 to practice polygyny (of the man) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avoir plusieurs épouses; faire plusieurs choses à la fois [1.8]
Ohatra  8  Teo Zatovo mpanjaka mampirafy. [2.606#]
9  Ny mampirafy sy ny misao-bady no fanjakan-dehilahy. [2.346#32]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Voambolana  14  Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  15 mamporafy
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 mampifary, mampirafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09