|
|
|
|

Teny iditra1  mampionona
Fototeny  2 onona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to comfort, to console [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 apaiser, consoler [1.8]
Ohatra  6  Bina ireny no nahalala izany, fa na Raozy aza mbola variana mampionona an' i Endrinikemba. [2.499#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12