|
|
|
|

Teny iditra 1  mampiaiky
Fototeny  2 aiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 Comme mampieky [1.3#10]
Ohatra  5  miraraka ompana, hain-teny tsara rindra ary tsilalaon-teny mampiaiky volana. [2.436#]
6  Lahiantitra mbola feno hery izy fa ny mampiaiky ahy aminy dia ny fahaizany maminany ny ho toetr' andro amin' ny fijerena ny lanitra. [2.471#]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mampiaiky

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26