|
|
|
|

Teny iditra1  mampahory
Fototeny  2 ory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to distress, to afflict, to make miserable. [1.2]
5 to afflict, to make miserable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 affliger, rendre misérable; faire souffrir [1.8]
Ohatra  7  tsy misy mampahory azy eto! [2.4#]
8  Tonga hilalao aina ka izay no mampahory. [2.928#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Voambolana  12  Ontam-po
Tovy hevitra  13 mahory
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mampahory, 15 mampiharo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02