Entrée mamovoka (vovoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary
Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano
Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo [1.1]
Explications en anglais To cover with dust; to raise dust; to be dusty [1.7]
Explications en français Couvrir de poussière; soulever la poussière; être poussiéreux [1.8]
Morphologie 
Présent : mamovoka
Passé : namovoka
Futur : hamovoka

Mis à jour le 2023/01/20