|
|
|
|

Teny iditra1 mamotraka
Fototeny  2potraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes. [1.3#494]
Ohatra  6 Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota. [2.996#]
7 Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy. [2.59#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12manapotraka
Kamban-teny rehetra  13mamotra-tsaina
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mamokatra, 16 mamotraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02