Entrée mamosavy (mosavy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manisy mosavy, mamorika, manimba ka mahafaty: Lazain' ny olona fa ilay olona tao atsimony, hono, no namosavy azy
¶ Milaza ny tsy mety, toy ny, ohatra, milaza olontsy heny ho mpivady: Ranona itỳ mamosavy mihitsy; olona mpianadahy ireny ka ataonao hoe mpivady
¶ Manao zavatra mety hahavoa: Mamosavy izay nanaparitaka ireto fanjaitra ireto teto amparafara?
¶ Enti-milaza ny saka manana anaka
Explications en anglais  [Richardson 1885] to bewitch
  [Hallanger 1973] to practice withcraft, to cast a spell
Explications en français  [Hallanger 1974] ensorceler, jeter un maléfice
  [Boiteau 1997] ensorceler, jeter un maléfice sur quelqu'un ou sur quelque chose. Beaucoup de maladies, notamment les psychopathies, mais aussi des maladies dont l'origine paraît suspecte, surtout celles qui se déclenchent brutalement, sont attribuées à de tels maléfices
Vocabulaire 
Morphologie 
mamosavy
namosavy
hamosavy
mamosavia
Exemples  [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 24] Ny mamosavy hitan' olona, ka ampandoaviny vola, dia tsy lazalazainy, no atao hoe mividy laona.
Citations 

Mis à jour le 2021/10/28