|
|
|
|

Teny iditra1  mamola-damba
Singan-teny  2 mamolaka, 3 lamba
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mamoritra ny lamba eo amin' ny soroka toy ny fanaon' ny mpikabary na ny mpilalao rehefa hiteny [1.1#573]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12