Entrée mamola-barotra (folaka, varotra)
Partie du discours expression
Définition malgache mampitamby ny mpivarotra ny mpividy mba hampihenany ny vidin' ny entana iadiam-barotra, na mampitamby ny mpividy ny mpivarotra mba hanekeny ny vidiny araka ny tiany hivarotana azy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to make a seller reduce the price. [Richardson 1885]
Définition française chercher à faire baisser, à réduire le prix [Abinal 1888]

2012/04/18