|
|
|
|

Teny iditra1 mamoavary
Fototeny  2voavary
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Misy voavary: Any amin' ny lelany no amantarana ny kisoa mamoavary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to contain tapeworm cysts (of pork). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6viande de porc ladre. [1.8]
Voambolana  7 Fahasalamana 8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12