|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamizaviza
Fototeny  2 vizaviza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manao tsinontsinona, mamingavinga:
5 Tanora tsy vanona no sahy mamizaviza ny antitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 manquer de respect, mépriser [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mamizavizà
Fototeny  12 vizaviza
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamizaviza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 mamazivazy, mamizavizà, mamizaviza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21