|
|
|
|

Teny iditra1  mamindro
Fototeny  2 mindro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipetraka eo anoloan' ny afo mba hahazo hafanana; manafana tena eo akaikin' ny afo. [1.1]
5 mitanina afo [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6 to warm oneself at the fire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 se chauffer au feu [1.8]
Ohatra  8  Hariva tsy mba mamindro; [2.69#]
9  Raha mamindro lavitry ny afo mangatsiaka. [2.346#46]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 manao kely tsy mba mamindro
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09