|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mamilavila |
| Fototeny | 2 vilavila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 manimba, tsy mampisy asany
[Tanala]
[1.78] 5 Mampiolana, mampivaona, mampivadika: 6 Ny hafanana no namilavila itỳ hazo 7 Mamozafoza, mamoriporitra, mamiravira [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 12 mamilavila |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 manova
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 15 mamilavilà |
| Fototeny | 16 vilavila |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamilavila [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mamilavila, mamilavilà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|