Entrée mametraka (petraka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manao main' ny toerana anankiray: Mametraka boky eo ambony latabatra
¶ Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin' ny banky
¶ Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto
¶ Manala, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana
¶ Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny vadiny
Explications en anglais  [Richardson 1885] to place, to seat, to put down, to make to perch; to lay, as in stonework, etc.
  [Hallanger 1973] to set, to place, to lay down
Explications en français  [Hallanger 1974] mettre, placer
Morphologie 
mametraka
nametraka
hametraka
mametraha

Mis à jour le 2020/07/31