|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamerina |
| Fototeny | 2 verina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milaza indray: Mamerina ny teny lazaina ny ako
5 Manao fanindroany: Tsy afaka tamin' ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray taona nanaraka 6 Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy 7 Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 rendre, rapporter, redire, ramener
[1.3] 9 réviser, refaire [1.13] |
| Ohatra |
10 Fa raha mbola mamerina ise, dia voatery hisaraka isika.
[2.356]
11 mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 16 manindroa |
| Kamban-teny rehetra | 17 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mamerina, 19 ramimena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|