|
|
|
|

Teny iditra1  mamehy
Fototeny  2 fehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to tie up, to knot.. [1.2]
6 to tie. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 lier, attacher. [1.8]
Ohatra  8  Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom. [1.38]
9  Ireto avy ny fepetra mamehy izany: [4.27]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mamatotra, 15  mamona, 16  managigigigy, 17  manandrotra, 18  manaofatomaty, 19  manaofatotrombinnytsymialavola, 20  manaofatotrajagigy, 21  manaorohyfoza, 22  manaotadivavarana, 23  manasingory, 24  mandadina, 25  mandiditra, 26  mandringotra, 27  mandrohy, 28  maningotra, 29  mifehy
Kamban-teny rehetra  30 mamehy vava

Fivaditsoratra  31 mamehy, 32 mihame

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11