|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mambosy |
| Fototeny | 2 ambosy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana
5 mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 10 manaboly, 11 manabony, 12 manabony, 13 manabosy, 14 manangely, 15 manangoly, 16 manao fandria-malemy lafika, 17 manao hatsohatso, 18 manao kobaka am-bava, 19 manao lango malefaka, 20 manao lokanga hisatra, 21 manao ronono antavy, 22 manao safosiaka, 23 manao teny malefaka, 24 manao vola-mahadradraka, 25 manao volana hatenda, 26 mandango, 27 mandangolango, 28 mandoka, 29 mandraviravy, 30 mandrobo, 31 mandroboka, 32 mandrokiroky, 33 manejokejo, 34 manitikitika, 35 manjono, 36 manojikojy, 37 manolikoly, 38 midredro, 39 mitomany ambony fe, 40 mizara vava |
| Teny iditra (2/2) | 41 mambosy |
| Sokajin-teny | 42 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
43 manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
44 catalyser
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 48 Simia |
| Fivaditsoratra | mambosy, 49 masomby |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|