|
|
|
|

Teny iditra1  mandrobo
Fototeny  2 robo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamitaka amin' ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny
5 Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io [1.1]
6 mampirisika, mandoka [Tambahoaka] [1.78]
7 mandoka [Bezanozano] [1.78]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 Ambondro, mandrobo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17