|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mambeta
Fototeny  2 beta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manainga zava-mavesatra amin' ny tanana roa [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 mambata

Teny iditra (2/2)10  mambetà
Fototeny  11 beta
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambeta [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mambetà, mambeta

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21