|
|
|
|

Teny iditra1  mamba miandry
Singan-teny  2 mamba, 3 miandry
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny loza efa manao andry maso
6 ilazana koa ny mpiandry ny hafa amin' ny antsojay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Caïman au guet. Se disait de quelqu' un qui épie et attend une occasion. [2.415#6760]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02