|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mamantsona
Fototeny  2 fantsona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandefa rano ao anaty fantsona: Hain' ny dokotera ny mamantsona ronono ny marary tenda [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9  mamantsona
Fototeny  10 fantsona
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  12 to nail with wooden pegs [Provincial] [1.2]

Teny iditra (3/3)13  mamantsòna
Fototeny  14 fantsona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamantsona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamantsona, mamantsòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21