Entrée | mamantana (vantana) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mandeha mahitsy mankany..., manitsy: Mamantana any amin' ny Paositra ity lalana itỳ Tonga avy hatrany tsy mivilivily: Aty aminareo izahay no mamantana noho ny fifankahalalantsika Mandeha tsy misy mitana: Namantana tany an-kady ilay fiara fa tapaka, hono, ny gadran-kodiarana [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Entrée | mamantàna (vantana) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mamantana | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Anagrammes | mamantana, manamanta |
Mis à jour le 2023/01/20 |