|
|
|
|

Teny iditra1  mamalifaly
Fototeny  2 falifaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay haharavoravo, hahamiramirana; mahavery dia, manambitamby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to pacify, to appease. [1.2]
6 to cheer someone up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 cajoler [1.3, 1.8]
8 distraire [1.3, 1.8]
9 apaiser, calmer, consoler [1.3]
10 contenter [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mamalifaly, 15 mamilafila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12