|
|
|
|

Teny iditra1  mamafy
Fototeny  2 fafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manao fafy [Taisaka] [1.78]
5 Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara
6 Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany
7 Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io [1.1]
8 manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9 to sow, to scatter, to disperse, to disseminate. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 semer [1.13]
Ohatra  11  Ny Zokiolona rehetra, dia tsy maintsy samy mamafy rano daholo. [2.245#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Voambolana  16  Toe-karena: fambolena
Tovy hevitra  17 mampiely, mampihahaka, manahaka, manapariaka, manaparitaka, manely
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  mamafy, 19 mifama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09